|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rajako
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy
4 Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 see Jako [1.2]
6 a monkey (African) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 singe [1.54]
8 singe (africain) [1.8]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  10 jako
Lahatsoratra  11 Randzavola: rajako ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)12  rajako
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14 Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  15 propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
Voambolana  16  Haibiby: mampinono
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12