Entry | 1 jamba |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mahita ny maso: Jamba hatrany an-kibon-dreniny io olona io [1.1] |
Explanations in English |
4 blind [1.7] |
Explanations in French |
5 aveugle [1.8] |
Examples |
6 Izay manota fady azy, hono, dia tonga jamba.
[2.69]
7 Fohy maso izy ary jamba mihitsy tatý aoriana. [2.356] 8 Tsy jamba intsony izy, ary tsy mangovitra intsony ny feony. [2.4] |
Derivatives |
|
All compound words | 27 4 combinations of this word |
Vocabulary | 28 Health |
Proverbs | 29 Proverbs containing that word |
Article | 30 Randzavola: jamba ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |