|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 jejo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
4 Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 wanton, licentious
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 lascif
[1.3#294, 1.8] 7 qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures [1.3#294] |
| Ohatra |
8 entin'ny olona jejo mihaingo.
[2.314#131]
9 Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [1.299#] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 15 jejojejo |
| Mpanahaka | 16 jefy, 17 jefitra, 18 jifa, 19 jila, 20 langa, 21 malanga, 22 maola, 23 pilaka, 24 tefitra |
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 27 jejo |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 tanin'afo, tifonoana
[Sihanaka]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 30 jiajia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|