|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  langa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisandratana ambony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 hauteur, élévation (duplicatif langalanga plus usité) [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  10 langalanga
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)12  langa
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 Fatra-panao fihetsika mipelipelika sady tsy maotona, jefy, jefitra [1.1]

Teny iditra (3/4)15  langa
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 dondon-kandrina [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)18  langa
Sokajin-teny  19  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  20 Enti-milaza tandrok' omby mirona any aoriana [Betsileo] [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  22 kalanga
Tsanganana sy sary iray takila  23  Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02