Entry | 1 jihitra |
Part of speech | 2 adjective |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody |
Explanations in English |
5 [1.7] dead; numb from cold |
Explanations in French |
6 [1.8] mort; engourdi par le froid |
Analogs | 7 dangy, jingy, fohatra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |