|
|
|
|

Entry1  jinjana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  jinja
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso
Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao?
Explanations in French  9  [1.3#296] qu'on coupe, qu'on moissonne
Examples  10  [1.316] Dia hoy ny ntaolo raha mananatra : "Manetsa vary mahalana, ny atao ihany no jinjana.
11  [2.996] Fa rehefa azo jinjana|jinjany izy, dia jinjana|jinjany miaraka amin' izay, fa efa tonga ny fararano.
Other spellings  12  jinjaina
Proverbs  13  Proverbs containing the word jinjana

Anagrams  14  ajinjan, anjinja, janjiƱa, jinanja, jinjana, najinja

Updated on 2025/07/29