|
|
|
|

Teny iditra1  jiolahy
Singan-teny  2 jio, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a robber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bandit [1.8]
Ohatra  7  jiolahy nampisehoam-bola, ny lavitra azy ihany no tsara. [2.4]
8  Namidin' ireo jiolahy kosa ny temitra vita ka niroborobo ny varotra. [2.117]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02