|
|
|
|

Entry1  jiridahy
Elementary words  2  jirika, 3  lahy
Part of speech  4  noun
Explanations in French  5  Un brigand, un pillard, un rôdeur [1.3#297]
Examples  6  Nefa ny jiridahy Sakalava dia miriorio lalandava mandrava tanàna sy mamabo olona, indrindra fa ny tovovavy no tena tadiaviny. [1.437#]
Analogs  7  jiribavy

Updated on 2025/09/12