|
|
|
|

Entry1  jofoina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  jofo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
Ianjerana, iantontana
Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana
Synonyms  9  jofoana

Anagrams  10  ajofony, anjofoy, ijofoan, jofoany, jofoina, nijofoa

Updated on 2025/01/21