|
|
|
|

Teny iditra1  joko tsoriaka mahasambo-kary
Singan-teny  2 joko, 3 tsoriaka, 4 mahasambotra, 5 kary
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy [1.1]
Ohatra  8  Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12