|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1 -joro
Fototeny  2zoro
Sokajin-teny  3 endritenin' ny hoe zoro
Ohatra  4 ary nasiana rova efa-joro tokony havavafo ny halavany. [2.48]

Teny iditra (2/8)5 joro
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Fitsanganana mitsatoka tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 action de se tenir debout [1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23jorovelondranahary

Teny iditra (3/8)24 joro
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 vavaka, hataka amin' andriamanitra sy ny razana [Sihanaka] [1.78]
27 Fangataham-pitahiana eo am-panefana ny voady natao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 prière [1.5]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  30Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (4/8)31 joro
Sokajin-teny  32 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  33 Saro-tahotra, saro-kenatra, mihasihasy [1.1]

Teny iditra (5/8)34 joro
Sokajin-teny  35 anarana
Fanazavàna teny malagasy  36 tanjaky ny tolona [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  37 jambage [1.13]
Voambolana  38 Toe-karena: fanorenana

Teny iditra (6/8)39 joro
Sokajin-teny  40 anarana
Fanazavàna teny frantsay  41 Le tronc d'un arbre, surtout quand il s'agit d'un arbre sacré. On appelle joron-drananahary (de rananahary : Dieu) une sorte de possession collective provoquée au cours de laquelle un malade est censé exorcisé de l' « esprit » qui était à l'origine de son mal. La cérémonie a généralement lieu sous un de ces arbres sacrés. [Merina, Sakalava] [1.196]
Voambolana  42 Haizavamaniry

Teny iditra (7/8)43 joro
Sokajin-teny  44 anarana
Fanazavàna teny frantsay  45 norme, module [1.13]
Voambolana  46 Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  47joron'ny tsilo

Teny iditra (8/8)48 joro
Sokajin-teny  49 anarana
Fanazavàna teny malagasy  50 Anarana enti-milaza ny iray amin'ireo lalao karatra izay misy sarina efajoro mena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  51 carreau au jeu de cartes [1.3]
Voambolana  52 Kilalao
Mpanahaka  53 karatra, 54 lalitra, 55 samamena, 56 tangontsotrobe
Sary 

Fivaditsoratra  57 joro, 58 rojo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31