Entry | 1 kakazo |
Root | 2 hazo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Hazo [Betsimisaraka]
[1.1] 5 Hazo [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78] 6 hazo efa tapaka [1.13] |
Explanations in French |
7 bois [1.13] 8 (de hazo : arbre ou bois). Deux sens suivant les dialectes : bois mort, récolté comme combustible. [Merina] bois d'oeuvre, en grume mais déjà sec. [Betsimisaraka] [1.196] |
Examples |
9 Voatery nampiasa fitaovana toy ny kakazo marani-doha hiasana ny tany izy ireo.
[2.445]
|
All compound words | 10 2 combinations of this word |
Vocabulary | 11 Botany |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |