|
|
|
|

Teny iditra1  kalanga
Fototeny  2 langa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza tandrok' omby mirona any aoriana [Betsileo] [1.1]
Tovy hevitra  5 langa, solanga, tsangantandroka
Tsanganana sy sary iray takila  6  Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Fivaditsoratra  kalanga, 7 langàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12