|
|
|
|

Entry1  kapo-tandrimo
Elementary words  2  kapoka, 3  tandrimo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1]
Synonyms  6  vely tandrimo

Updated on 2025/10/11