|
|
|
|

Teny iditra1  tandrimo
Fototeny  2 rimo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a top [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 toupie [1.8]
Ohatra  7  Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]
Voambolana  8  Kilalao
Mpanahaka  9  sangodina
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mandotry, 13 mitandro, 14 mitondrà, mitondra, tandrimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27