|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  karantsana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Faneno avo, mazava sy tsara, tsy misy migarera na farimparina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 vibration du son, timbre clair et sonore de la voix [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  11  Feo

Teny iditra (2/2)12  karantsana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Jereo kantsana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17