| Entry (1/2) | 1 mikarantsana |
| Part of speech | 2 active verb or adjective |
| Root | 3 karantsana |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza feo avo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon' io zazalahy io rehefa mihira Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny |
| Explanations in English |
9 [1.7] to sound loudly, to clang |
| Explanations in French |
10 [1.8] résonner, être sonore |
| Vocabulary |
11 Sound |
| Entry (2/2) | 12 mikarantsàna |
| Part of speech | 13 imperative of active verb mikarantsana [Full list] |
| Root | 14 karantsana |
| Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
| Explanations in French |
16 [1.3] |
| Anagrams | 17 ikarantsanam, mikarantsana, mikarantsàna, namarantsika |
| Updated on 2025/08/10 |
|