|
|
|
|

Entry1  karazana
Part of speech  2  noun
Root  3  razana
Morphology 
4  Simple :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Sokajin' olona, biby na zavamaniry mitovitovy toetra amam-pomba: Ny alika, hono, no maro karazana indrindra amin' ny biby rehetra
9  [1.13] taranaka eo amin'ny zavamiaina
Explanations in English  10  [1.7] a kind, a sort, a species
Explanations in French  11  [1.60#587] taranaka iray loharano niandohana ka misy ifanahafana eo amin' ny endrika amam-bika ary toetra: Efa karazan-dry zareo mihitsy ny lava ranjanana.
Antoko na sokajin' ny manana toetra amam-pomba iraisana: Ny enina amin' ny karazana reniala valo misy maneran-tany dia tsy hita afa-tsy eto Madagasikara.
12  [1.8, 1.13] espèce
13  [1.8] sorte, descendance
14  [1.13] race, type, variété
15  [1.196] (toute l'île) (de raza : lignée, lignage, descendance ; la même racine a donné razana : les ancêtres ; elle est dérivée du même mot sanscrit qui a donné le français « race » et l'italien « razza »). Pour les plantes : lignée (au sens génétique), clône pour les plantes qui se multiplient par bouture ; cultivar. Par extension ce mot est pris souvent dans le sens d'espèce ou de variété taxinomique.
Examples  16  [2.508#] Ny sasany nilaza fa karazana Pygmées ny Kimosy.
17  [2.472#] Takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana.
18  [1.369#] Tsy maintsy antoka hafa karazana no hatao fototra.
Vocabulary  19  Relationships: (in general)
Proverbs  20  Proverbs containing the word karazana

Anagrams  21  ankazara, karazana

Updated on 2025/08/10