|
|
|
|

Entry (1/3)1  katroka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io
Explanations in English  5  [1.7] the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days
Explanations in French  6  [1.8] le même, exactement
Examples  7  [2.643#] Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao.
8  [2.114#] Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana.
Quotes  9  Texts mentioning katroka

Entry (2/3)10  katroka
Part of speech  11  noun
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Bezanozano] dona, fidonana, ady
Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy

Entry (3/3)19  katroka
Part of speech  20  noun
Explanations in French  21  [1.19] [Tankarana] démonter un fusil.

Anagrams  22  akatrok, katroka, kotraka

Updated on 2025/08/10