|
|
|
|

Entry1  kehankehana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona
Fihetsika mitory hambo na fihamboana
Root  4  kehana
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Synonyms  8  kehana

Updated on 2025/01/21