|
|
|
|

Entry1  ketraketraka
Part of speech  2  adjective
Root  3  ketraka
Derivatives 
4  Names :
Explanations in Malagasy  5  [1.1]
Explanations in French  6  [1.3] duplicatif fréquentatif
Examples  7  [1.436#] Ka noho izany fahalozan' ny Andriana izany, dia nandry andriran' antsy ny vahoaka Imerina sy ny vazimba ka ketraketraka tsy nahasa loatra intsony nahita ity fiovan' ny fitondrana efa tena niharatsy.
8  [2.587#] Noho izany, ketraketraka sahady izy ireo ny amin' ny hahazoana mamonjy an-dRamarovolana fa toa fitondrana avy any Ambony no mahatonga izao ka toa hambinina ny fikelezan' aina izay hatao hamonjena azy.

Updated on 2025/07/29