|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ketraky
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe ketraka
Ohatra  3  Hevero fa niaritra ny famelezana mafy nafitsoky ny mpanota taminy izy, mba tsy ho ketraky ny fanarian-toky hianareo [2.996#65.12.3]

Teny iditra (2/3)4  ketraky
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 malazo [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 détendu, calme [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (3/3)8  ketraky
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 tany lemaka [Sakalava] [1.78]

Fivaditsoratra  11 kekitra, ketraky, 12 ketrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12