Entry (1/2) | 1 kiaka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako |
Explanations in English |
9 [1.7] a scratch; a grazing contact |
Explanations in French |
10 [1.8] égratignure, écorchure; action d'effleurer en laissant une trace 11 [1.13, 1.66.fr#323] écorchure 12 [1.13] strie |
Entry (2/2) | 13 kiaka |
Part of speech | 14 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao? |
Examples |
20 [2.472#] Farany, kiaka tokana no heno farany, dia izay. |
Vocabulary |
21 Sound |
Anagrams | 22 akaky, akiak, ikaka, kaika, kakay, kiaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |