Entry (1/3) | 1 -kira |
Part of speech | 2 morphological form of hira |
Examples |
3 [2.346#4] Toy izany koa ny feon-kira, ets. 4 [1.437] Vazobe koa no karazan-kira anankiray 5 [1.318] Io dia tonon-kira fankalazana na fiderana |
Entry (2/3) | 6 kira |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in English |
8 [1.7] the scales of fish |
Explanations in French |
9 [1.8] les écailles des poissons |
Vocabulary |
10 Zoology: (in general) |
Entry (3/3) | 11 kira |
Part of speech | 12 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Taisaka]
fiotazam-bomanga 25 [1.1] Ny vanditry ny ravinkazo Ny tsiratsiraky ny ravinkazo na tahon-kazo toy ny hozatrozatra izay azo atao kofehy: Ny kiran-drofia dia hoza-dravina fa ny kiran-tahon-drongony kosa dia hozataho. 26 [1.13] vanditra misampantsampana hita eny amin'ny pela-dravina |
Explanations in English |
27 [1.7] vegetable fibers |
Explanations in French |
28 [1.19] [Tankarana]
nervure (comme celles du raphia). 29 [1.8] fibres végétales 30 [1.13] nervure 31 [1.196] Nervures des feuilles et surtout la nervure principale ou « côte ». Quelquefois aussi nom des plantes dont on détache la nervure principale pour divers usages 32 [1.196] Longues fibres ou épidermes susceptibles de se détacher de certaines feuilles, comme celles du rafia, Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) |
Vocabulary |
33 Botany: (in general) |
Anagrams | 34 kary, kira, rika |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |