|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  kiringy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 ngita [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/5)4  kiringy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Anarana nomena ny mponina avy any La Réunion, angamba noho ny toe-bolon' ny ankabeazan' izy ireo, izay fohy no ngitangita kely
7 Kiriolona [1.1]

Teny iditra (3/5)8  kiringy
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 tsy mahavokatra [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (4/5)11  kiringy
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 tsinjo, tazana [Bara] [1.78]

Teny iditra (5/5)14  kiringy
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (ringy est mis pour ringitra : frisé, gaufré). « Sorte de bruyère » d'après Descheemaeker (juin 1975). Probablement un philippia (Ericaceae). Comme odi-kibo, contre les maux de ventre, surtout ceux qu'on qualifie en malgache de tohina et sarana, on fait absorber un peu de cette plante écrasée avec du Gingembre. Voir sakamalao. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12