|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sarana |
| Fototeny | 2 sara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Andoavana:
5 Sarana ohatrinona ny lakanao hitondra anay erỳ ampita erỳ 6 (mpanao fanafody) Karamaina: 7 Nosarako roapolo ilay mpanotra ny tanako folako [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 sarantsoa |
| Teny iditra (2/2) | 13 sarana |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 (orthographié « saran » par Martin).
16 Nom d'un champignon vénéneux de Diégo Suarez d'après l'Administration en chef Martin ; Journal Officiel de Madagascar, 15e année, n° 262 (16 Juin 1898), p. 1999 ; 17 (sarana est le participe de sara, c'est peut être un nom magique). [Tankarana] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 19 rasana, sarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|