Entry (1/5) | 1 kiry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1] |
Explanations in English |
4 obstinacy [1.7] |
Explanations in French |
5 entêtement [1.8] |
Derivatives |
|
All compound words | 14 3 combinations of this word |
Entry (2/5) | 15 kiry |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra Volo eo anilan' ny sofina [1.1] |
Entry (3/5) | 18 kiry |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 fiovana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (4/5) | 21 kiry |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 nendra [Taisaka, Bara]
[1.78] 24 hatina [Tanosy] [1.78] |
Vocabulary | 25 Health |
Entry (5/5) | 26 kiry |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in French |
28 croix grecque. [Tankarana]
[1.19] |
Synonyms | 29 kily |
Anagrams | 30 kiry, 31 riky |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |