|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kisoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy"
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a pig
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 porc
[1.54] 6 porc, cochon [1.8] |
| Ohatra |
7 Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa.
[2.69#]
8 Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41] |
| Voambolana | 9 Haibiby: mampinono |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 12 Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 13 akiso, 14 isoka, 15 kaosy, 16 kiosa, kisoa, 17 osika, 18 saoky, 19 sioka, 20 soaky, 21 sokay, 22 sokia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|