Entry | 1 kitapo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lamba na taratasy vita zaitra atao fitondran-javatra: Nisy vola iray kitapo hita tao an-tsenakely [1.1] |
Explanations in English |
4 a bag, a small sack [1.7] |
Explanations in French |
5 sac, sachet [1.8] |
Examples |
6 ary inona iny entinao an-kitapo iny?
[2.445#]
7 Manonofy mitsabaka anaty kitapo feno vola loza. [1.381#] |
All compound words | 8 3 combinations of this word |
Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
Article | 10 Randzavola: kitapo ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 11 kapoty, 12 kitapo, 13 pitako, 14 pokaty, 15 potika, 16 tapoky, 17 topika |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |