|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kitrotro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina mahazo ny ankizy latsaka ny folo taona, nefa ny olona izay tsy mbola vitany koa dia mety ho tratrany na firy taona izy na firy taona.
4 (Aretina mamorifotra ny kitrotro, izany hoe mandrakotra bontsimbontsina kely ny tena, izay miseho eo amin' ny handrina sy ny vozona, dia ny tratra sy ny lamosina ary miely eran' ny tena manontolo.
5 Mandeha ranomaso lava, menamena maso, misondrotra hafanana: izany no fiandohan' ny kitrotro) [1.1]
6 karazana fiforonam-poitra antsoina koa hoe kisoso,komongo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 the measles [1.2#345]
Fanazavàna teny frantsay  8 rougeole [1.54, 1.13]
Ohatra  9  Fa ny kitrotro, sy ny kohaka lavareny namely ny ankizy madinika, no loza loatra [2.59#]
Voambolana  10  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)11  kitrotro
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 the name of a species of lemur [1.2#345]
Voambolana  14  Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17