Entry | 1 kojakoja |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 koja |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao. |
Explanations in English |
13 [1.7] details requiring close attention; attention to details |
Explanations in French |
14 [1.8] détails qui exigent l'attention; attention aux détails 15 [1.13.fr#113] soins minutieux, entretien; accessoires, fournitures, pièces détachées |
Examples |
16 [1.508#] Nitondra tsihy, harona, kojakoja ilaina ao amin' ny tokantrano toy ny sotro. 17 [2.356#] Nasehony izany teo amin' ny fananganana ny lainy, ny fanamboarana fatana fahandroan-tsakafo, ny fanaovana fefy sy kojakoja isan-karazany hanatsarana ny tanàna. |
Synonyms | 18 koja |
Anagrams | 19 jakojako, jokajoka, kojakoja |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |