Entry (1/2) | 1 kolejy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra [1.1] |
Explanations in English |
4 a college [1.7] |
Explanations in French |
5 collège [1.8] |
Examples |
6 Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy
[2.649]
7 Fagereng, misionera loterana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe [2.356] 8 Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara [2.499] |
All compound words | 9 2 combinations of this word |
Vocabulary | 10 Education |
Entry (2/2) | 11 kolejy |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 kalita [Tambahoaka]
[1.78] |
Examples |
14 Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy.
[2.649]
15 Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe; [2.356] 16 Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara. [2.499] |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |