|
|
|
|

Entry1  korefa
Part of speech  2  noun
Root  3  refa
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Explanations in Malagasy  9  [1.10#K347] sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza.
10  [1.1] Toetran' ny zavatra (lamba, akanjo, elatra...) mitaritarika na mirefarefa amin' ny tany, mila hikasika ny tany na mikasika mihitsy aza
Explanations in French  11  [1.3#354] état de ce qui traîne ; action de traîner à terre, comme le bord, la queue des habits
figuré: action d’agir avec lenteur dans les affaires
Synonyms  12  kirefarefa, korebareba, korefarefa

Anagrams  13  ferako, korefa, refoka

Updated on 2025/07/29