|
|
|
|

Entry1  kotro-baratra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  kotroka, varatra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny firefotry ny varatra
Examples  5  [2.996#] Tampoka, injay nisy feo, tabataba be aman-kotrobaratra, ary nihorohoro sy nikorontana ny tany.

Updated on 2025/07/29