|
|
|
|

Teny iditra1  kotro-maina
Singan-teny  2 kotroka, 3 maina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 poabaratra amin' ny andro migaingaina tsy misy orana akory
6 enti-milaza ny hatezerana lehibe izay tsy misy antony tokony ho niaviany [1.1]
Voambolana  7  Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12