Entry | 1 ladinina |
Root | 2 ladina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Hodidinina, fadidirana: Ladinin' ny vahy ny hazo any an' ala Fatorana, akambana: Ladino ireto zozoro ireto hanaovana takelaka [1.1] |
Morphology |
|
All compound words | 9 bararata noladinimbahy |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Anagrams | 11 dilanina, 12 ladinina |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |