|
|
|
|

Entry (1/3)1  lafatra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Fifanoherana misy andaniny sy ankilany.
Explanations in French  11  [1.3] opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts

Entry (2/3)12  lafatra
Part of speech  13  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana
Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao
Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia
16  [1.13] zanatohatra
Explanations in English  17  [1.7] rank
Explanations in French  18  [1.8] rang
19  [1.13] gradin; escabeau

Entry (3/3)20  lafatra
Part of speech  21  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  23  [1.78] [Tambahoaka] tatatra
Explanations in French  24  [1.78] [Tambahoaka] entailles
Vocabulary  25  Biology

Anagrams  26  alafatr, lafatra

Updated on 2025/08/10