Entry | 1 lafiratsy |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 lafy, ratsy |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.13] ambadika na atin-javatra; voho |
Explanations in French |
8 [1.13] inconvénient envers; revers |
Examples |
9 [4.27#2007/02/28] Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina |
Antonyms | 10 lafitsara |
Anagrams | 11 fisilatra, lafiratsy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |