|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 laika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomba fandeha na fanindra matotra, mendrika; famindra miadana, tsy rototra sy toa kamokano nefa miaingitraingitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 same as daika and laitra
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 démarche grave
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 16 laika |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 a layman as compared to a clergyman
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 laïque
[1.8] |
| Voambolana | 20 Fivavahana |
| Tsipelina hafa | 21 lahika |
| Fivaditsoratra | 22 alika, 23 Ikala, 24 ilaka, 25 kalay, Kalay, laika, 26 liaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|