|
|
|
|

Entry (1/2)1  lakan-drano
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  lakana, rano
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tatatra natao handehanan' ny rano. Masondrano tsy vita-Nanahary fa nataontanan' olombelona mba handehanana an-dakana na hanondrahana ny tany manodidina
Explanations in French  5  [1.13] canal
Examples  6  [2.472#] Badain' ny tompon-tatatra ny lakandrano mankamin' ny tany tsy tiany hahazo.
7  [2.113#] Ny hadin-tany dia asa entina manamaintimolaly ny fanjakana : lakandrano, fefiloha, tetezana.

Entry (2/2)8  lakan-drano
Part of speech  9  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] ilazana ny lakandamosina; ny lempona lavalava midina amin' ny lamosina
Vocabulary  12  Biology
Synonyms  13  lakamosina, lakandamosina, lakandrano-damosina

Updated on 2025/08/10