Entry (1/2) | 1 lalitra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany |
Explanations in English |
14 [1.2] a fly [Mal. lalat; amboyna lali] 15 [1.7] a housefly |
Explanations in French |
16 [1.8] mouche 17 [1.13] mouche, drosophile |
Examples |
18 [2.270#] Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra? 19 [2.445#] Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa. 20 [2.285#] Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy. |
Vocabulary |
21 Zoology: invertebrates |
Proverbs | 22 Proverbs containing the word lalitra |
Article |
23 Randzavola: lalitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 24 lalitra |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona |
Explanations in English |
27 [1.7] clubs at cards |
Explanations in French |
28 [1.3, 1.8] trèfle au jeu de cartes |
Vocabulary |
29 Game |
Synonyms | 30 elatra |
Analogs | 31 joro, samamena, tangontsotrobe, karatra |
Illustrations |
|
Anagrams | 33 lalitra, lilatra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |