|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lalomena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Soavalindrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the name of an extinct hippopotamus, the bones of which are found near Antsirabe [1.2]
5 the extinct pygmy hippopotamus [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 hippopotame [1.54, 1.13]
7 hippopotame pygmé [1.8]
8 (vieux malgache et étymologie différente), qui a désigné un hippopotame nain, aujourd'hui fossile, mais qui a été contemporain de l'homme : hippopotamus lemerei [1.196]
Ohatra  9  Milanja taonina telo any ho any ny lalomena. [2.117]
10  Fantatra koa fa niara-belona tamin' ireo biby fantatry ny lovantsofina ary efa lany tamingana (toy ny Vorombe Aepyornis sy ny lalomena) ireny olona ireny ary nihaza sy nihinana ny sasany taminy. [2.508]
Voambolana  11  Haibiby: mampinono 12  Haiharingarinifahagola

Teny iditra (2/2)13  lalomena
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 (de lalona et mena : rouge . c'était les plus utilisées pour la teinturerie). Deux espèces :
16 Weinmannia rutenbergii Engl.(Cunoniaceae). [Merina]
17 Weinmannia venusta Bernardi (Cunoniaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  lalomena, 21 molalena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09