|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lamboresy |
| Singan-teny | 2 lambo, 3 resy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anaram-bositra nilazan' ny taloha ny kisoa; anaram-bosotra omena ny kisoa izay tsy dia intsony fa efa ompiana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 domestic pigs. See kisoa
[1.2] |
| Voambolana | 7 Haibiby: mampinono 8 Toe-karena: fiompiana |
| Tovy hevitra | 9 kisoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|