|
|
|
|

Entry1  lamina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra.
Explanations in English  16  [1.2] See lahatra, andalana
Explanations in French  17  [1.13] organisation; arrangement, ordre, disposition
Examples  18  [2.445] Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay;
19  [2.472] Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga.

Anagrams  20  alamin, anilam, lamain, lamina, malany, malina, malìna, manaly, manila, manilà, nailam, nalaim, nalami, namaly, nialam

Updated on 2025/08/10