|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lasiventy |
| Singan-teny | 2 ila, 3 sy, 4 venty |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 (ilany sy venty) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0, 10) sy venty (0, 80), izany hoe 0,90 Fr na 90 santima
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 same as ilasiventy
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 quatre voamena et demi
[1.3] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|