|
|
|
|

Entry1  lavina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  la
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.10] (endrika pasiva) Tsy afaka nanda izy, fa tsy azo nolavina mihitsy ny porofo
laviko ankitsirano izany ampanga lainga izany
9  [1.1] Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko
Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy / Nolaviny ny fangatahako
Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin' i Piera i Kristy / Laviko i Satana
Explanations in English  10  [1.2] to be refused, to be rejected, to be disapproved, to be hated
11  [1.7] to be refused, to be denied
Explanations in French  12  [1.3] qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette, à quoi on renonce, qu'on méconnait. Efa nolaviny izay natolotrao azy: il a refusé ce que vous lui avez offert. Laviko izay lazainao: je nie ce que vous dites
13  [1.5, 1.8, 1.6] qu'on refuse
14  [1.8, 1.6] qu'on nie
15  [1.8] qu'on renie; qu'on rejette
Examples  16  [2.643#64] Angaha koa inoa ho azonao lavina?
17  [4.27#2010/01/15] Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena.
18  [1.369#] Ary io zavamisy io mihitsy no lavina aminy.
Proverbs  19  Proverbs containing the word lavina

Anagrams  20  avalin, avilan, ivalan, lavany, lavina, navaly, navila, nivala, valany, valian, vanila, vilana

Updated on 2025/07/29