|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lavo |
| Fototeny | 2 la |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lavina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 lavina
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 5 lavo |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mianjera, potraka
[Tanala]
[1.78] 8 Potraka: Nibolisatra izy ka lavo 9 Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy 10 Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho 11 Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky
[1.2] 13 fallen [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 tombé, déchu
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 25 mianjera, 26 miongana, 27 mitsinkasina, 28 potraka, 29 tsirara |
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | lavo, 32 lova, 33 valo, 34 vola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|