|
|
|
|

Teny iditra1  lelik' asa
Singan-teny  2 lelika, 3 asa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [lelikasa] 5 Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [2.285#104]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de remuer la terre en partie en couvrant une partie non trvaillée avec la terre qu'on remue
7 Figuré: ajouter occupation sur occupation, en omettant une partie [1.3#399]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02