|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  leve
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 Idée de bouillir, de fermenter [Vezo] [1.68]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/3)12  lève    
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 manangona, mamory, maka, manaisotra,
15 manondrotra, manandratra, mambata, manainga,
16 mampakatra [1.9]

Teny iditra (3/3)17  levé    
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 voasandratra, nifoha [1.9]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20