|
|
|
|

Entry1  loloha
Part of speech  2  noun
Root  3  loha
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay
Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny
Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona.
Explanations in English  15  [1.7] the act of carrying on the head; family responsibility
Explanations in French  16  [1.3, 1.8] action de porter sur la tĂȘte
17  [1.3] les proches parents qu'il faut assister
18  [1.8] devoir d'assister les proches parents
Examples  19  [2.48] aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo.
Proverbs  20  Proverbs containing the word loloha

Anagrams  21  lohalo, loloha

Updated on 2025/08/10